FANOKAFANA NY FAMBOLEN-KAZO NY 19 JANOARY 2020 AO MORAMANGA

FANOKAFANA NY FAMBOLEN-KAZO NY 19 JANOARY 2020 AO MORAMANGA

18 décembre 2019 Non

🌳Harena ny tontolo iainana voakajy🌳

Tetikasan’ny FI.MPI.MA. amin’ity taona 2019-2020 ity ny fiarovana ny tontolo iainana.

Ny Alahady 19 janoary 2020 ao Moramanga no hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fambolen-kazo ataon’ny FI.MPI.MA. eto Madagasikara.

Rohy mankany amin’ny horonan-tsary fikarakarana ny zana-kazo ho volena