
Zoom Takalo dinika amorom-patana 06 septambra 2020 @ 4ora – 6ora hariva
Ny loha hevitra hozaraina amintsika amin’izany dia “Kabary am-panambadiana”.
FIKAMBANAN'NY MPIKABARY MALAGASY
"Kabary Malagasy: Haren-tsaina mampiray, Iombonan'izao tontolo izao, Miako maneran-tany.""
Ny loha hevitra hozaraina amintsika amin’izany dia “Kabary am-panambadiana”.