Sampana FI.MPI.MA. BENELUX 28 aogositra 2021 Vokatra fanadinana andiany ANDRAINA sy SALOHY

Sampana FI.MPI.MA. BENELUX 28 aogositra 2021 Vokatra fanadinana andiany ANDRAINA sy SALOHY

30 août 2021 Non Par Talen'ny serasera
Tontosa soa ny 28 aogositra 2021 lasa teo ny fanadinana ho an’ny andiany ANDRAINA sy SALOHY tao amin ny Sampana FI.MPI.MA BENELUX. Tsara ny vokatra, kanty ireo mpiadina ary velombolo ny mpampiofana.
Indreo sary vitsivitsy :