TAMBAZOTRA SERASERA FI.MPI.MA.

Facebook
YouTube

OHABOLANA

SAMPANA ALEMANA Lanonana 1 May 2019 tao Munich

Lanonana 3 sosona no natao taoMunich ny 1 mey 2019, famoahana mpikabary andiany Sandratra sy fandraisana mpikambana azy ireo, fanasaloran-damba ny andiany tsimoka. Fianianan’ny Filohan-tsampana FI.MPI.MA. Allemagne Rtoa Jeanine BENECKE. Tonga niahy sy nitarika ny lanonana ny Filohan’ny FI.MPI.MA. maneran-tany Rtoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitra. nandrindra ny lanonana manara-penitra kosa ny mpiandraiki-draharaha ivelan’ny Nosy eo anivon’ny Foibe,…

Par Talen'ny serasera 22 mars 2019 Non

FARITANY FRANTSA Lanonana 4 Mey 2019 MONTPELLIER

  Lanonana sampana AVIGNON, LYON, MARSEILLE, MONTPELLIER ary NICE  teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany sy Fiadidian’Atoa filohan’ny faritany Frantsa ary notronin’ny Mpiandraiki-draharaha ivelan’ny nosy sy ny Masoivoho malagasy. Ny 4 Mey 2019  Salle d’Oeuvre JEAN XXIII 42, Aveus d’Asas 34000 Montpellier Niatomboka tamin’ny fiaraha-misakafo ny fotoana. Avy eo dia notohizana tamin’ny fanatontosana ny lanonana manara-penitra…

Par Talen'ny serasera 22 mars 2019 Non

LANONANA SAMPANA BENELUX 11 MAY 2019 tao Bruxelles

« Izay mitambatra vato, Izay misaraka fasika » « Ny vorona manadino ny akany nahafoizany, ny valala no mahafoy ny tany nihaviany, fa ny Malagasy tsy mba manadino velively ny tanindrazany, ary manaja sy mankamamy ny tenindrazany. » Tontosa an-tsakany sy an-davany ny lanonana telo sosona nataon’ny sampana Benelux tao Bruxelles ny ASABOTSY 11 MEY 2019, teo ambany fiahian-dRtoa…

Par Talen'ny serasera 22 mars 2019 Non