TAMBAZOTRA SERASERA FI.MPI.MA.

Facebook
YouTube

OHABOLANA

FARITANY KANADA 20 jona 2020 mankalaza ny faha-60 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara

Fankalazana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantenam-pirenena sy ny Iray volan’ny teny Malagasy, nokarakarain’ny FIMPIMA KANADA. Andro asabotsy 20 jona 2020. Tamin’ny alalan’ny zoom, na fihaonana an-joom. Loha-hevitra nitondrana ny hetsika: Iza moa ianao ry Malagasy? Ireo nitondra ny famelabelarana na nandahan-teny t@ izany: Ramatoa Hanitra Andriamboavonjy, Filohan’ny FIMPIMA Maneran-tany. Andriamatoa Abel Andriarimalala, Mpampianatra teny malagasy…

Par Talen'ny serasera 21 juin 2020 Non

Iray volan’ny teny malagasy Asabotsy 6 jona 2020 @ 4 ora – 6 ora (ora madagasikara) Zoom

«  TENY MALAGASY TENY VELONA «    Ho fanamarihana ny IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY, manasa anao amin’ny dinidinika amorom-patana, izay hatao ny asabotsy 06 jona 2020 amin’ny 4 ora – 6 ora (ora Madagasikara), amin’ny alalan’ny fampiasana ny Zoom. ANDEHA HANATEVIM-PAHALALANA ! « Izay tia ny tenin-drazany, tia ny tanindrazany ». Lahadinika : “Ny satan’ny teny malagasy…

Par Talen'ny serasera 1 juin 2020 Non