TAMBAZOTRA SERASERA FI.MPI.MA.

Facebook
YouTube

OHABOLANA

LANONANA SAMPANA ANDREFAN’IARIVO (S’ANDR’I) 16 FEBROARY 2019

Ny ritsobaliha torifolon’ny hakanton’ny teniko, Asandratro f’haiko mikolo, tiaviko tahaka ny reniko Natao tao amin’ny Akany Nambinintsoa Talatamaty ny 16 Febroary 2019. – Fianianan’ny Filohan-tSampana S’ANDR’I, RAHARINANDRASANA Fanomezantsoa Alain   – Fanasalorana lamba sy fametahana fango – Fanolorana ireo Birao vaovaon’ny Sampana – Fanolorana mari-pankasitrahana noho ny faha 55 taonan’ny FI.MPI.MA. avy amin’ny Birao Foibe –…

19 février 2019 Non

LANONANA SAMPANA ITAOSY 9 FEBROARY 2019

   Teny mamy tena tiako teny gasy tsy ariako   – Fianianana Filohan-tSampana Itaosy Atoa Harimamy Tojonirina Ramaharitriniaina – Fanolorana ireo birao – Fanolorona mari-pankasitrahana Birao Foibe ho fahatsirovana ny faha-55 taona ny FI.MPI.MA. – Koba – Fiaraha-miala hetaheta   Teny fanevan’ny Sampana Itaosy : « Teny mamy tena tiako teny gasy tsy ariako »  

12 février 2019 Non

Faritany Antananarivo Fiarahabana taom-baovao 20 janoary 2019

Fiarahabana taom-baovao Faritany FI.MPI.MA. Antananarivo ny 20 janoary 2019, tao amin’ny efitrano malalaka ESSCA Antanimena. – Fianianana Filohan-tSampana – Famindrana Faneva – Fivoriam-be – Koba – Fiaraha-miala hetaheta narahina lanonana sy dihy «Iray ihany, iray mandrakariva ao amin’ny FI.MPI.MA. amin’ny sehatra rehetra ijoroana.»

30 janvier 2019 Non

Taom-baovao fiarahabana ireo Zokiolona FI.MPI.MA. sy fanolorana takelaka 5 janoary 2019

Taom-baovao 5 janoary 2019 tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina. – Fiarahabana taom-baovao ireo Zokiolona FI.MPI.MA. na antsoina ihany koa hoe RENALA. Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy solombodiako izy ireo. – MIRA TAONA : mankalaza ny faha 55 taona mitovy amin’ny FI.MPI.MA. Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy fahatsiarovana izy ireo – VOARABE : Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy solom-bodiakoho.…

29 janvier 2019 Non