
“Mpikabary manovo an-doharano” TAKALO DINIKA AMOROM-PATANA Alahady 18 Septambra 2022 @ 4 ora tolakandro, ora Madagasikara
Famaranana ny andiany faharoa amin’ny Takalo Dinika Amorom-patana ho antsika mpikambana FI.MPI.MA.
FIKAMBANAN'NY MPIKABARY MALAGASY
"Kabary Malagasy: Haren-tsaina mampiray, Iombonan'izao tontolo izao, Miako maneran-tany.""
Famaranana ny andiany faharoa amin’ny Takalo Dinika Amorom-patana ho antsika mpikambana FI.MPI.MA.