LANONANA SAMPANA ANDREFAN’IARIVO (S’ANDR’I) 16 FEBROARY 2019

19 février 2019 Non Par Talen'ny serasera
Ny ritsobaliha torifolon’ny hakanton’ny teniko, Asandratro f’haiko mikolo, tiaviko tahaka ny reniko
Natao tao amin’ny Akany Nambinintsoa Talatamaty ny 16 Febroary 2019.
Fianianan’ny Filohan-tSampana S’ANDR’I, RAHARINANDRASANA Fanomezantsoa Alain  
Fanasalorana lamba sy fametahana fango
– Fanolorana ireo Birao vaovaon’ny Sampana
– Fanolorana mari-pankasitrahana noho ny faha 55 taonan’ny FI.MPI.MA. avy amin’ny Birao Foibe
– Fiaraha-miala hetaheta sy korana