FARITANY FRANTSA  Lanonana 13 Aprily 2019 TOULOUSE

FARITANY FRANTSA Lanonana 13 Aprily 2019 TOULOUSE

29 mars 2019 Non Par Talen'ny serasera

 

Teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany sy teo ambany fiadidian’ Atoa Filohan’ny Faritany Frantsa no nanatontosana  ny lanonana FAMOAHANA IREO MPIOFANA, FANASALORAN-DAMBA IREO MPIKABARY ary ny FIANIANA FILOHAN-TSAMPANA BORDEAUX, MENAMASOANDRO ary TOULOUSE  ny Asabotsy 13 aprily 2019 tamin’ny 6 ora hariva tao amin’ny 8, bld de Joffrery, 31600 MURET.

Voaravaka hira sy dihy ary seho an-tsehatra samihafa ny fotoana.Nisy ihany koa ny fifampizarana ny nofon-kena mitam-pihavanana ary nofaranana tamin’ny alim-pandihizana ny fiarahana.

 

Tsindrio ny sary dia hihalehibe