FARITANY FIANARANTSOA LANONANA 22 MARTSA 2019

FARITANY FIANARANTSOA LANONANA 22 MARTSA 2019

24 mars 2019 Non Par Talen'ny serasera
« Tsa nividy, tsa nanakalo fa tompony »
Lanonana Faritany FI.MPI.MA. Fianarantsoa.
Zoma 22 martsa 2019  tao amin’ny Tranom-pokonolona (taloha) Fianarantsoa,
Notronon-dRtoa Talem-paritry ny Kolontsaina sy ny Filoha lefitry ny Ben’ny tanana tao an-toerana.
– Fianianan’ny Filoham-paritany vaovao, Rtoa RAKOTOVAOARILALAO Marie Eliane
– Fanolorana ireo Birao mpiara-miasa
– Fianianan’ireo Filohan-tSampana 8 eto Fianarantsoa
– Fanafiana lamba,
– Fametahana fango
– Fiaraha-miala hetaheta
– Fivoriana samihafa, dinika niarahana tamin’ny Foibe

Tsindrio ny sary dia hihalehibe

 

« de 2 »