SAMPANA ALEMANA Lanonana  1 May 2019 tao Munich

SAMPANA ALEMANA Lanonana 1 May 2019 tao Munich

22 mars 2019 Non Par Talen'ny serasera

Lanonana 3 sosona no natao taoMunich ny 1 mey 2019, famoahana mpikabary andiany Sandratra sy fandraisana mpikambana azy ireo, fanasaloran-damba ny andiany tsimoka. Fianianan’ny Filohan-tsampana FI.MPI.MA. Allemagne Rtoa Jeanine BENECKE. Tonga niahy sy nitarika ny lanonana ny Filohan’ny FI.MPI.MA. maneran-tany Rtoa ANDRIAMBOAVONJY Hanitra. nandrindra ny lanonana manara-penitra kosa ny mpiandraiki-draharaha ivelan’ny Nosy eo anivon’ny Foibe, Atoa RABIBISOA Alfred. Tonga maro nanotrona ny lanonana ny avy any amin’ny Faritany FI.MPI.MA. Frantsa. Nofaranana tamin’ny firaha-misakafo sy korana ny fotoana. Ny msoandro maty no mampalahelo