Iray volan’ny teny malagasy Asabotsy 6 jona 2020 @ 4 ora – 6 ora (ora madagasikara) Zoom

Iray volan’ny teny malagasy Asabotsy 6 jona 2020 @ 4 ora – 6 ora (ora madagasikara) Zoom

1 juin 2020 Non Par Talen'ny serasera

«  TENY MALAGASY TENY VELONA « 

 

Ho fanamarihana ny IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY, manasa anao amin’ny dinidinika amorom-patana, izay hatao ny asabotsy 06 jona 2020 amin’ny 4 ora – 6 ora (ora Madagasikara), amin’ny alalan’ny fampiasana ny Zoom.

ANDEHA HANATEVIM-PAHALALANA !
« Izay tia ny tenin-drazany, tia ny tanindrazany ».

Lahadinika :

  • “Ny satan’ny teny malagasy teo amin’ny tantaran’i Madagasikara.”

Mpisorona afo : Atoa RANJATOHERY Harilala,

Mpampianatra tantara, Akademisiana,

Renala FI.MPI.MA.

 

  • “Ny fiovana nentin’ny sivilizasiona samihafa teo amin’ny teny malagasy.”

Mpisorona afo : Dr RAVALITERA Rabenalisoa Jean,

Mpampianatra mpikaroka, Akademisiana,

 Filan-kevitry ny fampianarana sy fikarohana eo anivon’ny Birao Foibe FI.MPI.MA.,

Renala FI.MPI.MA.

 

Rohy Zoom : Dinidinika amorom-patana >>