SOAMANDRAKIZAY : FIKARAKARANA IREO ZANA-KAZO HO VOLENA MANERANA NY NOSY AMIN’NY TAONA 2020

SOAMANDRAKIZAY : FIKARAKARANA IREO ZANA-KAZO HO VOLENA MANERANA NY NOSY AMIN’NY TAONA 2020

18 décembre 2019 Non

🌳Harena ny tontolo iainana voakajy🌳

Tetikasan’ny FI.MPI.MA. amin’ity taona 2019-2020 ity ny fiarovana ny tontolo iainana.

Ho tontosaina ny Zoma 20 desambra 2019 eny Soamandrakizay ny dingana voalohany : fikarakarana ireo zana-kazo ho volena manerana ny Nosy amin’ny taona 2020.