Taom-baovao fiarahabana ireo Zokiolona FI.MPI.MA. sy fanolorana takelaka 5 janoary 2019

Taom-baovao fiarahabana ireo Zokiolona FI.MPI.MA. sy fanolorana takelaka 5 janoary 2019

29 janvier 2019 Non Par Talen'ny serasera
Taom-baovao 5 janoary 2019 tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina.
– Fiarahabana taom-baovao ireo Zokiolona FI.MPI.MA. na antsoina ihany koa hoe RENALA.
Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy solombodiako izy ireo.
– MIRA TAONA : mankalaza ny faha 55 taona mitovy amin’ny FI.MPI.MA.
Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy fahatsiarovana izy ireo
– VOARABE : Notolorana takelaka mari-pankasitrahana sy solom-bodiakoho.
– Fiarahabana taom-baovao sy fanolorana solom-bodiakoho n-dRtoa Filohan’ny Foibe FI.MPI.MA. maneran-tany mivady.
– Fiaraha-miala hetaheta sy fiaraha-mikorana no namaranana ny lanonana
Ny Birao Foibe no nikarakara ny lanonana