Faritany Antananarivo Fiarahabana taom-baovao 20 janoary 2019

30 janvier 2019 Non Par Talen'ny serasera
Fiarahabana taom-baovao Faritany FI.MPI.MA. Antananarivo ny 20 janoary 2019, tao amin’ny efitrano malalaka ESSCA Antanimena.
– Fianianana Filohan-tSampana
– Famindrana Faneva
– Fivoriam-be
– Koba
– Fiaraha-miala hetaheta narahina lanonana sy dihy
«Iray ihany, iray mandrakariva ao amin’ny FI.MPI.MA. amin’ny sehatra rehetra ijoroana.»