FIANIANAN’NY FILOHAN-TSAMPANA ANALAMANGA MIKOLO 2 MARTSA 2019
Lanonam-pianianan’ny Filohan-tSampana Analamanga MiKolo, Atoa RATSIMBA Ny Aina Heri-Zo
Natao tao amin’ny Dôme Rta Ankorondrano ny 02 martsa 2019
FIKAMBANAN'NY MPIKABARY MALAGASY
"Kabary Malagasy: Haren-tsaina mampiray, Iombonan'izao tontolo izao, Miako maneran-tany.""