FI.MPI.MA. BENELUX FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO AO PAYS-BAS NY 25 JANOARY 2020

FI.MPI.MA. BENELUX FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO AO PAYS-BAS NY 25 JANOARY 2020

19 janvier 2020 Non

Manasa anao am-pitiavana ny sampana FI.MPI.MA. BENELUX hifampiarahaba noho ny taona vaovao 2020.

Fotoana : 12 ora atoandro ka hatramin’ny 9 ora alina
Toerana : Zalencentrum “de Ambassadeur”.
Lodewijk Napoleonplein 21,
5616 B A – EINDHOVEN
PAYS-BAS.