FI.MPI.MA. 55 TAONA ZOMA 28 JONA 2019 LAPAN’NY AKADEMIA MALAGASY TSIMBAZAZA

FI.MPI.MA. 55 TAONA ZOMA 28 JONA 2019 LAPAN’NY AKADEMIA MALAGASY TSIMBAZAZA

29 juin 2019 Non Par Talen'ny serasera

Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA tao amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza
tamin’ny 9 ora maraina :

1. Tan-tsoroky ny RENALA FI.MPI.MA.
Vela-kevitra, notontosain’ Atoa Nalisoa RAVALITERA sy Atoa RANJATOHERY Harilala  Mpikambana FI.MPI.MA. sady mpikambana mahefa ao amin’ny Akademia Malagasy, mitondra ny lohateny hoe :
« TOMBO-DOHANY HO AN’NY ENDRIKY NY KABARY MALAGASY ANKEHITRINY, MIORIM-PAKA AMIN’NY NENTI-     DRAZANA »

2. Fampisehoana kabary nataon’ireo nahazo laharana voalohany isam-paritany :
« TOKANTRANO MAHATANTERAKA  NY ZON’OLOMBELONA, LOHARANOM6PAHASAMBARANA »,mpiara-miombon’antoka tamin’izany ny CNPC.

3. Fizarana mari-pankasitrahana ireo mpikambana tranainy.

 

Tsindrio ny sary dia hihalehibe