FENI-PANORATANA NY TENY MALAGASY  ASABOTSY 2 NOVAMBRA 2019

FENI-PANORATANA NY TENY MALAGASY ASABOTSY 2 NOVAMBRA 2019

29 octobre 2019 Non Par Talen'ny serasera

Ny foiben’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy dia faly manasa anao hiaraka hanatevim-pahalalana amin’ny feni-panoratana ny teny malagasy. Izany dia atao ny asabotsy 2 Novambra 2019 ao amin’ny Haitsiron’Iarivo – ININFRA Alarobia.

Fanazavana fanampiny : 034 04 188 97

FB : Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy