FARITANY MAHAJANGA LANONANA 28 JOLAY 2019

FARITANY MAHAJANGA LANONANA 28 JOLAY 2019

1 août 2019 Non Par Talen'ny serasera
Teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany Hanitra ANDRIAMBOAVONJY, sy notronon’ ireo  solotenam-panjakana ny lanonana izay natao ny Alahady 28 jolay 2019 tao amin’ny Faritany Mahajanga. Nozaraina mari-pitozoana tamin’izany ireo taninketsa miisa efatra, nozaraina mari-pahaizana ihany koa ny andiany « Mamenohasina ». Nosaloran-damba kosa ireo mpikambana raikitra nahafeno ny fepetra rehetra. Seho maro loko no nandravaka ny fotoana. Nahafinaritra ny lanonanana, niomana fatratra ny faritany. Mirary soa hatrany ho azy ireo isika.
Tsindrio ny sary dia hihalehibe