IZA MOA NY SAMPANA BENELUX

 

Izay misaraka fasika fa izay mitambatra vato

Filoha am-perin’asa 2018-2022 :  Hery Rasoamanana 

41, rue Lanfray, 1050-Bruxelles.

0032 495 50 96 59

fimpima.belzika@gmail.com

Fesiboky : Fi.mpi.ma Belzika

 

Isan’ny Mpikambana 2019 : 19

1 Oktobra 2016 : Fitsanganan’ny FI.MPI.MA. Rantsana Belzika teo ambany fiadidin’ny Faritany FIMPIMA-Frantsa.

8 Aprily 2017 : Fanokanana ny Sampana FIMPIMA-Belzika teo ambany fiahian-dRamatoa Filoha maneran-tany Hanitra Andriamboavonjy sy ireo solon-tenan’ny Birao Foibe , fametrahana ny Filoha sy birao ary famoahana ihany koa ny andiany voalohany « Santatra ».

11 May 2019 : Niova ho Sampana Benelux ny sampana Belzika