FARITANY ANTANANARIVO FIFAMPIZARANA FIRARIAN-TSOA NY 19 JANOARY 2020 AO AMIN’NY LE PAVE ANTANINARENINA

FARITANY ANTANANARIVO FIFAMPIZARANA FIRARIAN-TSOA NY 19 JANOARY 2020 AO AMIN’NY LE PAVE ANTANINARENINA

11 janvier 2020 Non

Finaritra re Raondriana ô !
Hiara-paly sy hifampizara firariantsoa isika fianakaviamben’ny Fimpima Faritany Antananarivo

Alahady 19 Janoary 2020
Toerana : Le Pavé Antaninarenina.
Fandaharam – potoana:
1ora 30mn : Fahatongavan’ny nasaina
2ora : Fanombohana ny fivoriambe sy
Fanokafana ny lanonana
Firarian- tsoa sy tarazo
2ora 45 – 4ora 30 : Totorebi- pifaliana