FANOKAFANA TAOM-PIOFANANA KABARY SAMPANA BENELUX 21 SEPTAMBRA 2019 BRUXELLES

FANOKAFANA TAOM-PIOFANANA KABARY SAMPANA BENELUX 21 SEPTAMBRA 2019 BRUXELLES

9 septembre 2019 Non
Sampana FI.MPI.MA. BENELUX faly manasa anao amin’ny fanokafana ny taom-piofanana fianarana kabary  ny ASABOTSY 21 SEPTAMBRA 2019 @ Telo ora hariva (15h).
Eo ambany fiahian-dramatoa Filohan’ny FI.MPI.MA. Manerantany sy ny FOIBE FI.MPI.MA.
Manasa ny sakaiza sy ny FI.MPI.MA. rehetra eto EROPA.
Toerana : Masoivohon’i Madagasikara , Efitrano fandraisambahiny , 276 Avenue Tervueren 1150 Bruxelles.
Fanazavana fanampiny : 00 32 495 50 96 59