LANONAM-PARARANO FARITANY KANADA 21 SEPTAMBRA 2019 QUEBEC

LANONAM-PARARANO FARITANY KANADA 21 SEPTAMBRA 2019 QUEBEC

15 septembre 2019 Non Par Talen'ny serasera
Alefa FI.MPI.MA Kanada!!
Lanonam-pararano anasan’ny FI.MPI.MA Kanada anao…

Fotoana: Asabotsy 21 septambra, manomboka amin’ny 10:30 ora maraina

Toerana: 1256, rue de l’Église – Saint-Polycarpe, QC J0P 1X0

Fifandraisana: fimpima.kanada@gmail.com

Laharana:
Kebeka: 418-997-6382
Montréal: 514-918-1241
Ottawa: 819-770-2642
Fandaharana:
Asabotsy 21 septambra 201
– Fiaraha-misakafo antoando
– Fifandraisana amin’ny birao vaovao mavitrika
– Fanazavana fohy mikasika fampianarana kabary amin’ny fomba vaovao
– Dihy – Kilalao manamafy ny fomba Malagasy – Hira – Karaoke…
– Lasopy “Party” ny hariva
– Matory eo an-toerana ireo nisoratra anarana:
Marihina fa malalaka ny toerana hatoriana kanefa voafetra ny isany, koa mila misoratra anarana mialoha ny talata 17 septambra @ fimpima.kanada@gmail.com izay maniry hatory (anarana sy ny isan’ny olona).
Alahady 22 septambra 2019
– Fiarahana misakafo maraina sy tafa isan-karazany

Fanamarihana
: Samy mitondra sakafo sahaza azy sy ranom-boakazo hifampizarana isika. Ho an’ireo matory dia hisy ny fandaminana.