FAMBOLEN-KAZO KARAKARAIN’NY FOIBE FI.MPI.MA. NY SABOTSY 22 01 2022 ENY ANDAKANA AMBOHIDRATRIMO PK 21

FAMBOLEN-KAZO KARAKARAIN’NY FOIBE FI.MPI.MA. NY SABOTSY 22 01 2022 ENY ANDAKANA AMBOHIDRATRIMO PK 21

18 janvier 2022 Non
FAMBOLEN-KAZO 2022
“FI.MPI.MA. MIARO SY MIKAJY NY TONTOLO IAINANA”
 
Fampitam-baovao momba ny fambolen-kazo, amin’ ny Asabotsy 22 Janoary 2022.
1- Entanina ny isan-tsehatra mba hikarakara fiara iombonana, hahatongavana eny Andakana Ambohidratrimo.
2- Ho an’ny mpikambana tsirairay, azo atao ny mandray fiara mankany Mahitsy, eo Andakana no miala, manaraka ny lalana mivily miankavia sy ny tondrozotra mandra-pahatonga any amin’ny toerana hambolen-kazo.
3- Samy mitondra sakafo antoandro
Filan-kevitra : 034 74 289 36
“Tanora mamboly hazo, antitra manan-kialofana ! “