FAFY 5

FAFY 5

Ataovy toy ny fanirim-boatavo, ka sady mandeha no mandatsaka

 

Mandady  sy  misampana ary mirantsana ny voatavo rehefa maniry. Eny am-pandehanany eny izy no miala londona ary mamadika izany ho voa izay mitombo sy mihalehibe.

Ampiasaina io ohabolana io, ho fampirisihana ny olona te handroso sy hivelatra eo amin’ny fianinana mba hamoka-tsoa ho an’ny mpiara-belona.

Abeline Eleonore