FAFY 2

 

Rotra sy zavokà mifampitaha, na samy midoroboka aza tsy avelan’ny voany hisahala

Ohatra nalaina avy amin’ny zavamaniry  mitovitovy bika  saingy samihafa  voa : entina anoharana olona roa mitovy eo amin’ny endrika ivelany ( bika, harena, fananana…) saingy mifanohitra ny toetrany.

Abeline Eléonore