COVID 19 Horonan-tsary fanentanana Sampana  Hanitra Nentin-drazana Ambohipo

COVID 19 Horonan-tsary fanentanana Sampana Hanitra Nentin-drazana Ambohipo

27 avril 2020 Non Par Talen'ny serasera

Loza tsy mihatra no sorohina, fa ny mby an-koditra tsy maintsy atrehina. Fa raha tsy maintsy mivoaka dia manaova Arovava. Andeha hifanampy sy hifanohana, raha manana Arovava telo ianao manolora iray ho an’ireo tsy manana.