Catégorie : Vaovao farany

RNS 21 Aprily 2019 tao Vichy Frantsa

Vory lanona tao amin’ny tanàna antsoina hoe Vichy, any Frantsa, malagasy marobe an’arivony maro namonjy ny RNS. Ny RNS (Rencontre Nationale Sportive) dia hetsika misy isan-taona, fihaonam-ben’ny malagasy aty eoropa izay voalohany indrindra fihaonana ho amin’ny lalao ara-panatanjahantena maro samihafa. Amin’io fotoana io dia misy koa etsy andaniny ny fanandratana hatrany ny teny malagasy :…

Par Talen'ny serasera 23 avril 2019 Non

FARITANY FRANTSA Lanonana 13 Aprily 2019 TOULOUSE

  Teo ambany fiahian-dRtoa Filoha maneran-tany sy teo ambany fiadidian’ Atoa Filohan’ny Faritany Frantsa no nanatontosana  ny lanonana FAMOAHANA IREO MPIOFANA, FANASALORAN-DAMBA IREO MPIKABARY ary ny FIANIANA FILOHAN-TSAMPANA BORDEAUX, MENAMASOANDRO ary TOULOUSE  ny Asabotsy 13 aprily 2019 tamin’ny 6 ora hariva tao amin’ny 8, bld de Joffrery, 31600 MURET. Voaravaka hira sy dihy ary seho…

Par Talen'ny serasera 29 mars 2019 Non

FARITANY SOISY Lanonana 27 Aprily 2019 GENÈVE

Arahabaina toa an-dRavoninkazo isika rehetra, ka hotsidihan’ny lolo marevaka, hovangian’ny renitantely; ho tojo fahatsarana sy fahamamiana » Notanterahina teto Genève, salle paroissiale Servette, avenue Wendt, 1203 Genève, ny asabotsy 27 Aprily nanomboka tamin’ny 6 ora hariva, ny lanonana telo sosona : Fianianana nataon’ny filoham-paritany Soisy Naina Rabemanantsoa, Famoahana ny andiany ´LahitokanampelaSoa’, Fanasaloran-damba ny andiany ´Rakijoro’.…

Par Talen'ny serasera 28 mars 2019 Non

FARITANY FIANARANTSOA LANONANA 22 MARTSA 2019

« Tsa nividy, tsa nanakalo fa tompony » Lanonana Faritany FI.MPI.MA. Fianarantsoa. Zoma 22 martsa 2019  tao amin’ny Tranom-pokonolona (taloha) Fianarantsoa, Notronon-dRtoa Talem-paritry ny Kolontsaina sy ny Filoha lefitry ny Ben’ny tanana tao an-toerana. – Fianianan’ny Filoham-paritany vaovao, Rtoa RAKOTOVAOARILALAO Marie Eliane – Fanolorana ireo Birao mpiara-miasa – Fianianan’ireo Filohan-tSampana 8 eto Fianarantsoa – Fanafiana…

Par Talen'ny serasera 24 mars 2019 Non