AKON’NY FAHA FOLO TAONAN’NY FARITANY FRANTSA NY 5 OKTOBRA 2019 TAO ROUEN
Tsindrio ny sary dia hihalehibe
FARITANY ANTANANARIVO SAMPANA ANTEHIROKA FAMOAHANA ANDIANY RAKOTOJAONA MPITANDRINA 29 09 2019 ANTEHIROKA
Faritany FI.MPI.MA. Antananarivo Sampana Antehiroka, Famoahana mpianatra andiany Rakotojaona Mpitandrina.Lanonana notronon-dRtoa Filoha maneran-tany sy ny Filoham-paritany ary ny Raiamandreny am-pahany ao amin’ny FJKM Ambohidroa Antehiroka. Tsindrio ny sary dia hihalehibe
LANONAM-PARARANO FARITANY KANADA 21 SEPTAMBRA 2019 QUEBEC
Alefa FI.MPI.MA Kanada!! Lanonam-pararano anasan’ny FI.MPI.MA Kanada anao… Fotoana: Asabotsy 21 septambra, manomboka amin’ny 10:30 ora maraina Toerana: 1256, rue de l’Église – Saint-Polycarpe, QC J0P 1X0 Fifandraisana: fimpima.kanada@gmail.com Laharana: Kebeka: 418-997-6382 Montréal: 514-918-1241 Ottawa: 819-770-2642 Fandaharana: Asabotsy 21 septambra 201 – Fiaraha-misakafo antoando – Fifandraisana amin’ny birao vaovao mavitrika – Fanazavana fohy mikasika fampianarana…