Catégorie : Vaovao farany

AKON’NY LANONANA 6 FANKALAZANA NY FAHA 10 TAONAN’NY FARITANY FRANTSA

« ASANDRATRO NY TENIKO, HISONDROTAN’NY TANIKO » Akon’ny lanonana lehibe 6 nitety ny tanan-dehibe manerana ny Frantsa, niaraka  tamin’i Erick Manana sy ny Feo Gasy, ho fankalazana ny faha 10 taonan’ny  Faritany FI.MPI.MA. Frantsa Fahombiazana tanteraka no azo ilazana ny lanonana lehibe enina (6) nokarakarain’ny Faritany FI.MPI.MA. Frantsa niaraka tamin’i  Erick Manana sy  Feo Gasy, ho fankalazana…

Par Talen'ny serasera 22 octobre 2019 Non