FANOKAFANA NY FAMBOLEN-KAZO NY 19 JANOARY 2020 AO MORAMANGA
🌳Harena ny tontolo iainana voakajy🌳 Tetikasan’ny FI.MPI.MA. amin’ity taona 2019-2020 ity ny fiarovana ny tontolo iainana. Ny Alahady 19 janoary 2020 ao Moramanga no hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fambolen-kazo ataon’ny FI.MPI.MA. eto Madagasikara. Rohy mankany amin’ny horonan-tsary fikarakarana ny zana-kazo ho volena
SOAMANDRAKIZAY : FIKARAKARANA IREO ZANA-KAZO HO VOLENA MANERANA NY NOSY AMIN’NY TAONA 2020
🌳Harena ny tontolo iainana voakajy🌳 Tetikasan’ny FI.MPI.MA. amin’ity taona 2019-2020 ity ny fiarovana ny tontolo iainana. Ho tontosaina ny Zoma 20 desambra 2019 eny Soamandrakizay ny dingana voalohany : fikarakarana ireo zana-kazo ho volena manerana ny Nosy amin’ny taona 2020.
Radio BITSIKA « KABARY IHANY FA TSY HAFA » miaraka amin’i Abel ANDRIARIMALALA
Rohy mankany amin’ny radio Bitsika : http://www.radiobitsika.com/