Catégorie : Vaovao farany

Sampana FI.MPI.MA. Benelux Lanonam-pamoahana sy fanasaloran-damba Sabotsy 25 septambra 2021 ao Bruxelles

Ny Sampana FI.MPI.MA. Benelux dia faly manasa anao hanome hasina sy hanemitra ny lanonana famoahana , fanasaloran-damba ireo “andiany Sandratra, Andraina, Salohy” taona 2019-2020-2021″- fandraisan-tanana ireo mpianatra teny Malagasy “andiany 2021” ary fanokafana ny taom-piofanana 2021-2022. Andro : Asabotsy 25 Septambra 2021, amin’ny Telo ora hariva (15h). Toerana : Maison St Marc, 76 avenue de…

10 septembre 2021 Non

Andro iraisam-pirenena ho an’ny SAF (Syndrome d’Alcoolisation Fœtale) ZOOM iarahana amin’ny SOROPTIMIST Alakamisy 09 Septambra 2021, manomboka amin’ny 8 ora alina (ora Madagasikara)

“Sarobidy ny aina ao am-bohoka, ka dieny mitsika, halaviro ny toaka” Manasa anao hifanotrona amin’ny ANDRO IRAISAM-PIRENENA ho an’ny SAF (Syndrome d’Alcoolisation Fœtale), ny Alakamisy 09 Septambra 2021, manomboka amin’ny 8 ora alina (ora Madagasikara), arahinao amin’ny alalan’ny ZOOM, ID : 87310383407, MDP : 090921 sy mivantana amin’ny Facebook Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy.

8 septembre 2021 Non