Catégorie : Vaovao farany

FAMBOLEN-KAZO KARAKARAIN’NY FOIBE FI.MPI.MA. NY SABOTSY 22 01 2022 ENY ANDAKANA AMBOHIDRATRIMO PK 21

FAMBOLEN-KAZO 2022 “FI.MPI.MA. MIARO SY MIKAJY NY TONTOLO IAINANA”   Fampitam-baovao momba ny fambolen-kazo, amin’ ny Asabotsy 22 Janoary 2022. 1- Entanina ny isan-tsehatra mba hikarakara fiara iombonana, hahatongavana eny Andakana Ambohidratrimo. 2- Ho an’ny mpikambana tsirairay, azo atao ny mandray fiara mankany Mahitsy, eo Andakana no miala, manaraka ny lalana mivily miankavia sy ny…

18 janvier 2022 Non