Andro iraisam-pirenena ho an’ny SAF (Syndrome d’Alcoolisation Fœtale) ZOOM iarahana amin’ny SOROPTIMIST Alakamisy 09 Septambra 2021, manomboka amin’ny 8 ora alina (ora Madagasikara)

Andro iraisam-pirenena ho an’ny SAF (Syndrome d’Alcoolisation Fœtale) ZOOM iarahana amin’ny SOROPTIMIST Alakamisy 09 Septambra 2021, manomboka amin’ny 8 ora alina (ora Madagasikara)

8 septembre 2021 Non Par Talen'ny serasera
« Sarobidy ny aina ao am-bohoka, ka dieny mitsika, halaviro ny toaka »
Manasa anao hifanotrona amin’ny ANDRO IRAISAM-PIRENENA ho an’ny SAF (Syndrome d’Alcoolisation Fœtale), ny Alakamisy 09 Septambra 2021, manomboka amin’ny 8 ora alina (ora Madagasikara), arahinao amin’ny alalan’ny ZOOM, ID : 87310383407, MDP : 090921 sy mivantana amin’ny Facebook Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy.