ALIN’NY MPIKABARY ZOMA 28 JONA 2019 CARLTON MADAGASCAR

ALIN’NY MPIKABARY ZOMA 28 JONA 2019 CARLTON MADAGASCAR

29 juin 2019 Non Par Talen'ny serasera

Famaranana ny fankalazana ny faha 55 taona niorenan’ny FI.MPI.MA.

Tao amin’ny Carlton Madagascar ny zoma 28 jona 2019.

Ny kalo tsy amim-balihy,tsy manga;
Ny dihy tsy amin’aponga,maivana;
Ny korana tsy natrehinareo,tsy lavorary.
Araka izany, tontosa sy lavorary tamim-pahamendrehana sy tamim-pahombiazana  ny Alin’ny mpikabary. Ka saotra arahin-drary, sitraka evaina hasina no atolotra ny mpanotrona sy ny mpanohana rehetra. Hitombo hery, hiavosa ny fananana, hihamafy ny fihavanana.

Mankasitraka indrindra.
Amin’ny anaran’ny Filoha sy ny Birao foibe FI.MPI.MA. ary ny Vaomieran’ny Alin’ny mpikabary.

 

Tsindrio ny sary dia hihalehibe

« de 3 »