TAMBAZOTRA SERASERA FI.MPI.MA.

Facebook
YouTube

SAHOBIN'NY MPIKABARY 03 JONA 2023 AO AMIN'NY CARLTON MADAGASCAR, IREO MPANOHANA SY MPIARA-MIASA :

26 MEY 2023 KABARY TAO AMIN’NY ONIVERSITE PARIS SORBONNE

NANAKOAKO TAO AMIN’NY ONIVERITE AN’I PARIS SORBONNE NY KABARY MALAGASY Teny fanevan’ny FI.MPI.MA. 2022 – 2026, araka ny tapaky ny Zaikabe tany Fianarantsoa ny hoe : “Kabary malagasy, haren-tsaina mampiray, iombonan’izao tontolo izao, miako maneran-tany”. Tsy kombaka am-bava na volana an-tenda, hoy ny fitenenana, fa miako maneran-tany tokoa ny Kabary ao anatin’izao fankalazana ny faha-60…

Par Talen'ny serasera 30 mai 2023 Non